Taratasy Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana
Toko faha-6
11
Ary efa mba toy izany ihany koa hianareo, na ny sasany aminareo saingy efa nosasana, efa nohamasinina, efa nohamarinina tamin'ny anaran'i Jesoa-Kristy Tompo, sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitra hianareo.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0089